mahafinaritra ery
izato famindranao
zary sora-dihy
izay tsiky mamelana indraindray
mamonomono
mahavendrambendrana
mahafinaritra ery
izato famindranao
zary sora-dihy
izay tsiky tsindraindray mamony
mamonomono
mahavendrambendrana
miampy ilay fijery
mamono, mamono
mahavery
miampy ilay fijery
mamono, mamono
mahavery
aiaiaiaia
ara mitsangana
aiaiaiaia
ara mitsangana
mahagaga ahy
ilay olon-tianao iny
dia sahisahy
tsy mikarakara anao akory
avelany any eo ianao
halazo eo fotsiny
mahagaga ahy
ilay safidin’ny fonao iny
dia sahisahy
tsy manompo anao foana foana
maraina antoandro
hariva alina
tsy hainy angamba
sa izaho no tena mamba
tsy hainy angamba
sa izaho no tena mamba
fa ianao anie
ara mitsangana
play
ko18 - ara mitsangana feat. miangaly elia